|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 intỳ |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao.
4Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5here I am, here he is, etc.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6me voici, le voici, etc.
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 7 inty |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9loto, pentina.
[Bara]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 intỳ, inty, 13 tiñy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|