|
|
|
|

Teny iditra1 inspektera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Manamboninahitra amin' ny Polisy izay miandraikitra indrindra ny fikarohana ny mpanao ratsy sy ny famotorana na fakana am-bavany ny olona ahihina ho nanao izany. [1.1]
Voambolana  4 Lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12