|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 inoana |
| Fototeny | 2ino |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny.
5Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be believed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on croit.
[1.3, 1.8, 1.5] 8qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait. [1.3] |
| Ohatra |
9 inoako ny fahaizany (je reconnais sa science)
[1.3]
10 tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3] 11 Sarotra inoana izany. [2.117] 12 Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 inoana |
| Fototeny | 18ino |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 24 Ainona, 25 ananio, 26 aninao, 27 anoina, 28 Ianona, 29 inoana, 30 ny anao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|