|
|
|
|

Teny iditra1  inginingina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitsanganana na fipetrahana maka avoavo na eo ambonin' ny zavatra avoavo, na ny loharantsana no mitondra ny tena raha mitsangana na ny voditongotra raha mipetraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a word for ainginaingina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 comme ainginaingina [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04