|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 inga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4an extra number, overplus.
5A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you). [1.2]
Voambolana  6 Kilalao
Tovy hevitra  7ainga

Teny iditra (2/2)8 inga
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  10Tsy ingako (Tsy avelako). [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  11ainga

Fivaditsoratra  12 angy, 13 gina, 14 inga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12