|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 indraika
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison).
4Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5indraika amby ny folo

Teny iditra (2/2)6 indraika
Sokajin-teny  7 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8koa, indray. [Tambahoaka] [1.78]
Tovy hevitra  9indreka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08