|
|
|
|

Teny iditra1 indrafo
Singan-teny  2findra, 3fo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo io lehilahy io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6compassion. [1.2, 1.7]
7mercy, tenderness, loving kindness, clemency. [1.2]
8pity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9miséricorde. [1.3, 1.8]
10(corruption de findrafo) compassion, pitié, clémence, facilité à pardonner. [1.3]
11pitié. [1.8]
Voambolana  12 Ontam-po
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fandrio, 15 fidrano, 16 indrafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02