|
|
|
|

Teny iditra1 indaozina
Fototeny  2indao
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina an-kery, faohina: Nindaozin' ny rano ny tetezana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be carried, to be taken.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10indaosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12