|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 inay
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly. [1.1]
Tovy hevitra  4injay

Teny iditra (2/2)5 inay
Sokajin-teny  6 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena): Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8there! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight.. [1.2]
9there! oh that!. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10puisse! oh que! plaise à Dieu!. [1.8]

Fivaditsoratra  11 aiñy, ainy, 12 iañy, 13 inay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05