|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 inao |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4injao |
| Teny iditra (2/3) | 5 inao |
| Sokajin-teny | 6 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7listen! Hark!.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 8injao |
| Teny iditra (3/3) | 9 iñao |
| Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11ialao.
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 12 anio, an' io, 13 anoy, 14 iaño, iano, 15 iñao, inao, 16 Iona, iôna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|