|
|
|
|

Teny iditra1 ilehio
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Ohatra  3 Aza misy taitra, hoy ilehio nibitsibitsika koa, fa samy "mpiady" daholo! [2.4]
4 Namely ihany I Feno, tataka boba ra indray koa ny ravin-tsofin' ilehio havanana. [2.472]
5 Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [2.470]
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29