|
|
|
|

Teny iditra1 ilañilañy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ilangilangy] 3Hazo ambolena any amin' ny faritra avaratra andrefana, fa indrindra any Nosibe, mety mahatratra 15-20 m; ny voniny anaovana ranomanitra izay manana fofona manokana mandrafana izaitsizy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [ylang-ylang] 4ylang-ylang; arbre originaire des Philippines et des Moluques, appelé aussi Canang ou Cananga (Cananga odorata ou Unona odorata, de la famille des annonacées), et cultivé en Birmanie, à la Réunion et aux Philippines.
5Il fournit une essence très suave, utilisée en parfumerie.. [1.97]
[ilagnilagny] 6(malgachisation de Ylang-ylang).
7Cananga odorata (Lam.) Hook.
8f.
9& Thomson.
10(Annonaceae).
11Arbre dont les fleurs fournissent par distillation l'essence de Cananga, l'essence d'ylang-ylang, très employées en parfumerie.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry 13 Taozava-baventy
Tsipelina hafa  14ilagnilagny, ylang-ylang, ilangilangy
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02