|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ifotorana |
| Fototeny | 2fototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#190] |
| Ohatra |
4 Fa ny fanabeazana moa no ifotorana eto ka ny lanjan'io eo amin'ny anarana no hojerena.
[2.606#]
5 ka tsy maintsy aposaka hiarahan'ny mpandinika mitsara izay lovan-tsoratra sy lovan-tsofina ifotorana [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 anatofory, 11 fiorotana, 12 ifotorana, 13 irofotana, 14 itoforana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|