|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ifa-po |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mandalo (aretin-kibo): Namele kadàka amin-kongotraomby be lôtra rô aho ka vinangon'ny ifa-po lahale (nahery nihinana teti-pohy miharo tongotr'omby be loatra ange aho ka voan'ny mandalo halina).
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|