|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ifandrombahana |
| Fototeny | 2rombaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka!
[1.232]
5 Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. [2.895] 6 Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. [2.503] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|