Teny iditra | ifanaovana (tao) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
Ohatra | Ny fiheverako azy, ny marina dia tsy niomana ny hanaiky velively izy mivady, fa ny orok' i Vola sy ny resaka fohy nifanaovana taminy teo iny no ohatra ny nampiditra azy am-bovo, ka tsy nahafahany nihemotra intsony.
[2.4] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ifanaovana io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |