|
|
|
|

Teny iditra1 ifanakalozana
Fototeny  2takalo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. [2.117]
5 Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. [2.606]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29