|
|
|
|

Teny iditra1 ifampikasihana
Fototeny  2kasika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 kanefa misy ifampikasihany ihany, satria Paoly dia nandray ny fombam-piteny nampiasaina tao amin' ny fivavahana ifonosan' ny zava-miafina, ka manao izany ho lalana ho enti-milaza sy manazava ny fampianarana nataony tamin' ny Jentilisa. [1.38]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29