|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ifadirana |
| Fototeny | 2faditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#135] |
| Ohatra |
4 Fa misy miteny sy mivetsovetsoka ela, tokony ho maharitra tapak' andro na indray andro aza raha tiany: tononina tsirairay avy eo sy averimberina tsy misy farany ny faditra zavon-tany ifadirana sy ny anaran' ilay olona alàm-paditra sy ny tonon' andro analàm-paditra " - arahin' ny fihetsika mahazendana manketsy mankeroa.
[2.296]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 andafiria, 10 faraidina, 11 fidariana, 12 ifadirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|