|
|
|
|

Teny iditra1  idiran-doza
Singan-teny  2 idirana, 3 loza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [idiran-doza] tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
6 fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1#666]
7 [dirandoza] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1#172]
Tsipelina hafa  8 dirandoza, idirondoza
Tovy hevitra  9 idiranangano, idiranizayloza

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04