| Teny iditra | ![]() |
iaroka > Iaroka |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (jeôgrafia) | |
| Famaritana malagasy | Renirano mandalo an'i Mahatsarakely any Brickaville ka mivoaka amin'ny ranomasina Indianina ao atsimon'Andevoranto [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972] | |
| Nohavaozina taminy 2009/09/28 |
|