|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 iarahana |
| Fototeny | 2araka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Avec qui on va.
5on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble: Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur) ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela). [1.3#59] |
| Ohatra |
6 iarahana amiko ianao, Rivo?
[2.529#]
7 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470#] 8 Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. [2.928#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12sarotra iarahana |
| Teny iditra (2/2) | 13 iarahana |
| Fototeny | 14araka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?).
[1.3#59] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 21 ahariana, 22 iarahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|