|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iantsoana |
| Fototeny | 2antso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Ohatra |
4 Tsena kosa no iantsoana ny toerana anaovana varotra.
[2.117]
5 Mialoha izay, dia anarana iombonana ihany no iantsoana azy. [2.606] 6 nataony hoe : Raha misy raharaham-panjakana iantsoana anareo; [2.59] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11iantsovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|