|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ianteherana |
| Fototeny | 2antehitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches)
[1.3]
6 Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11teboka ianteheran' ny haavo |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|