|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hozongozonina |
| Fototeny | 2hozongozona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo.
5Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be shaken.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on secoue, qu'on ébranle.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra;
[2.857#]
9 Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|