|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hovotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4action de remuer, secouer, donner des secousses.
[1.196] |
| Ohatra |
5 lehibe ny tahotra sy ny hovotra nanjo anay tamin'izany andro izany, satria efa niala tamin'Andtra fa efa niozona;
[2.59#]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7hovotrovotra |
| Teny iditra (2/2) | 8 hovotra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Plante tinctoriale non identifiée.
11La plante est réduite en menus fragments qu'on crible sur une sorte de tamis.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 13 hovotra, 14 vahotro, 15 vohotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|