|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hovihovy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana akoram-biby amin' ny ranomamy. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  5hovohovo

Teny iditra (2/2)6 hovihovy
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Fangovitana, fipararetana kely tsy dia mafy.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  14 hovihovy, 15 vohivohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19