|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hotakotaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a tumult, a disturbance.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5tumulte, agitation.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 hatokatoka, 15 hotakotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|