|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hosokosoka |
| Fototeny | 2hosoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5fraud, falsification.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6supercherie.
[1.3#271, 1.8] 7falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie. [1.3#271] 8fraude. [1.8] |
| Ohatra |
9 Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako.
[2.4#]
|
| Tovy hevitra | 10hosoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|