|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hosina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue.
[1.3#270] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 18 tavona |
| Teny iditra (2/3) | 19 hosina |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22bracelet en cuivre ou en argent.
23grosseur, volume round ou cylindrique. 24caillot. [1.3#270] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 26 hosiña |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28(de hosina (merina) : pelote).
29Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. 30On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia. [Betsileo] [1.196] |
| Fivaditsoratra | 31 hasino, 32 hosañy, 33 hosina, hosiña, 34 Sihona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|