|
|
|
|

Teny iditra1 hosika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hira. [Sihanaka] [1.78]
Ohatra  4 Nasiana karazany koa manko ny Hira antakay fahizany: Ny Varandro, ny Sasy, ny Hosika, ny Bemitaly, ny Saloha, ny Kililoka, ny Hafatra. [2.245#]
Tovy hevitra  5ïsika
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 hosika, 8 kasiho, 9 kasohy, 10 kihosa, 11 sohika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02