|
|
|
|

Teny iditra1 hosena
Fototeny  2hosy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako.
5Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony.
6Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana.
7Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be trampled as ricefield; to be confiscated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on piétine; qu'on confisque. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 hosena, 15 Sehona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12