|
|
|
|

Teny iditra1 horisy
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny fanao rehefa mandroaka ny akoho amam-borona mitady hiditra ao an-trano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4mot usité pour chasser les animaux, les volailles. [1.3]
Voambolana  5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12