|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hontsina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hari-koditra, fanaikitry ny hatsiaka, ny aretina [1.1]
Sampanteny 
4  Anarana :
5  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)6  hontsina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fihetsehana kely; firaikana kely fa voadona. [1.1]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  hontsona

Fivaditsoratra  15  hantsino, hontsina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31