|
|
|
|
Teny iditra
1
honkonana
Fototeny
2
hon
kona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Asiana honkona:
Honkony kely itỳ antsy vao novidiko
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
honkonana
, honkonako, honkonanao, honkonany, honkonantsika, honkonanay, honkonanareo, honkonan', honkonan-, honkonam-,
honkona-
6
Ny lasa :
nohonkonana, nohonkonako, nohonkonanao, nohonkonany, nohonkonantsika, nohonkonanay, nohonkonanareo, nohonkonan', nohonkonan-, nohonkonam-, nohonkona-
7
Ny hoavy :
hohonkonana, hohonkonako, hohonkonanao, hohonkonany, hohonkonantsika, hohonkonanay, hohonkonanareo, hohonkonan', hohonkonan-, hohonkonam-, hohonkona-
8
Filaza mandidy :
honkony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12