|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 honjohonjo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Irery, tsy misy afa-tsy...
4(enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny. [1.1] |
| Tsipelina hafa | 5honjihonjy |
| Kamban-teny rehetra | 6honjohonjon' olona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|