|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 honaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsy mahahetsika noho ny halehibiazan-doatra na noho ny aretina; tsy fahafahana miarina am-pandriana; vonto, hotsaka.
4Vono, fametsapetsana.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5épuisé, tombant de fatigue sous son propre poids ou par suite de maladie, qui reste couché sans pouvoir se lever ; imbibé, saturé d’un liquide; fig.
6action de rosser. [1.3#265] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 23 Hanoka, 24 honaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|