|
|
|
|

Teny iditra1 homokomohina
Fototeny  2homokomoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsakoina, ajanona ao anaty vava nefa tsy sokafana akory ny molotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu’on mâche, qu'on garde dans la bouche sans ouvrir les lèvres. [1.3#265]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12