|
|
|
|

Teny iditra1 homoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4gargling, rincing. [1.2#277]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  11homokomoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19