|
|
|
|

Teny iditra1 holandey
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey.
4Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Dutchman, Dutchwoman.
6Dutch. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7hollandais, hollandaise. [3.1]
Voambolana  8 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  9 holandy, 10 holandy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02