|
|
|
|

Teny iditra1 hogahogaina
Fototeny  2hogahoga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina: Nohogahogain' ny ankizy izy taorian' ny fihetsika hafahafa nataony. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 hogahogaina, 10 ihogahogana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12