|
|
|
|

Teny iditra1 hodahoda
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikodedehana raha miteny; fiakanakana namahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  11 dohadoha, 12 hodahoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19