|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hoda |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Malemy, bodaka: Vomanga hoda.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 4vomangahoda |
| Teny iditra (2/3) | 5 hoda |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7lehilahy.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 8 hoda |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10L'un des nombreux noms de la patate, Ipomoea batatas (L.) Lam.
11(Convolvulaceae).. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|