|
|
|
|
Teny iditra
1
hoalahoala
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fahamaimaizana, fahataitairana handeha na hiteny.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mihoalahoala
Matoantenin' ny iharana :
5
ahoalahoala
,
6
ahoalahoalao
,
7
tafahoalahoala
Matoantenin' ny fameno :
8
ihoalahoalana
Anarana :
9
fihoalahoala
,
10
fihoalahoalana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19