|
|
|
|

Teny iditra1 hizitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Di-doha, hamafy sofina; fijanonana fotsiny amin' izao noho ny kiry na tohika. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  9 hizitra, 10 zahitry, 11 zihitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19