|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hitsina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hintsina. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 hitsina
Fototeny  5hitsy
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  7Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise.
8Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana.
9Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite). [1.3#253]
Ohatra  11 Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie. [2.332#40]
12 azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17 hitsina, 18 tsihina, 19 tsy nahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12