|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hitsahina |
| Fototeny | 2hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hosena amin' ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako.
5Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be stepped or trampled on.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on foule aux pieds.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12volana hitsahina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 hatsihina, 15 hitsahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|