|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hitika
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa): Hitika tsara ity vata ity.
4Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 hitika
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Famindrana kingakinga erỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation. [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  11hitikitika

Fivaditsoratra  12 hitika, 13 tihika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19