|
|
|
|

Teny iditra1 hiram-piangonana
Singan-teny  2hira, 3fiangonana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy. [1.1]
Tovy hevitra  6hira masina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12