|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hintsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hirifiry amin' ny hatsiaka..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 5 hintsy |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8arbre (Intsia bijuga).
[1.5] 9(nom anciennement cité: « hintchy » par Rochon et Froberville). 10Afzelia bijuga A. 11Gray (Fabaceae). 12Les graines grillées sont absorbées en infusions caféiformes. 13Excellent bois pour la menuiserie et la charpente. 14Écorces tannantes employées aussi en teinturerie ; teintes confuses : brun rougeâtre. 15Voir hintsina.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 17hintsina |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|